-
Jaona 1:15Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
15 —Nanome porofo momba azy i Jaona, dia niantsoantso hoe: “Izy ilay nolazaiko hoe: Lasa eo alohako ilay ho avy ao aorianako, satria efa nisy talohako izy.’”+—
-
-
Jaona 1:32Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
32 Izao koa no porofo nomen’i Jaona: “Hitako nidina toy ny voromailala avy any an-danitra ny fanahy, dia nijanona teo amboniny.+
-