FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Matio 14:19-21
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 19 Dia nasainy naka toerana teo amin’ny bozaka ny vahoaka. Nalainy avy eo ireo mofo dimy sy trondro roa ireo, ka nitraka nijery ny lanitra izy dia nivavaka.+ Dia notapahiny ireo mofo, dia nomeny an’ireo mpianatra, ary ny mpianatra indray nizara an’ilay izy tamin’ny vahoaka. 20 Dia nihinana ny rehetra ka voky. Ary nangonin’ny mpianatra ny sombintsombiny sisa tsy lany ka nahafeno harona 12.+ 21 Nisy lehilahy 5 000 teo ho eo ny olona nihinana, ankoatra ny zaza amam-behivavy.+

  • Marka 6:39-44
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
  • Lioka 9:14-17
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 14 Lehilahy tokotokony ho 5 000 no teo tamin’izay. Hoy anefa izy tamin’ny mpianany: “Asaivo mipetraka mitsitokotoko ny olona, ka ataovy mitambatambatra 50 eo ho eo avy.” 15 Dia nataon’ny mpianany izany, ka nasainy nipetraka ny olona rehetra. 16 Nalain’i Jesosy ny mofo dimy sy ny trondro roa, ary nitraka nijery ny lanitra izy dia nisaotra. Notapahiny izany avy eo, dia nomeny ny mpianatra mba haroso amin’ny vahoaka. 17 Dia nihinana ny rehetra ka voky. Ary nangonin’ny mpianatra ny sombintsombiny sisa tsy lany, ka nahafeno harona 12.+

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2026)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara