21 Hoy indray izy tamin’ireo: “Handeha aho, ary hitady ahy ianareo, kanefa ho faty amin’ny fahotanareo ihany ianareo.+ Ary izay halehako dia tsy azonareo aleha.”+ 22 Dia hoy ny Jiosy: “Angaha izy hamono tena no milaza hoe: ‘Izay halehako dia tsy azonareo aleha’?”