FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Jaona 12:16
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 16 Tsy azon’ny mpianany izany tamin’ny voalohany, fa rehefa nomem-boninahitra+ i Jesosy vao tadidin’izy ireo hoe izany zavatra izany no voasoratra momba azy, ary izany no nitranga taminy.+

  • Jaona 13:31, 32
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 31 Rehefa lasa i Jodasy, dia hoy i Jesosy: “Omem-boninahitra ny Zanak’olona izao,+ ary amin’ny alalany no anomezam-boninahitra an’Andriamanitra. 32 Ary Andriamanitra mihitsy no hanome voninahitra azy,+ ary hanome voninahitra azy avy hatrany.

  • 1 Timoty 3:16
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 16 Ary tena lehibe ny zava-miafina masina momba ny fahafoizan-tena ho an’Andriamanitra: ‘Nofo+ i Jesosy rehefa naseho, fa fanahy+ kosa izy rehefa nambara hoe marina. Niseho tamin’ny anjely izy,+ notorina teo amin’ny hafa firenena,+ ninoana tetỳ amin’izao tontolo izao,+ ary noraisina tamim-boninahitra tany an-danitra.’

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara