Matio 3:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 Tatỳ aoriana, dia tonga nitory+ tany an-tany efitr’i Jodia i Jaona+ Mpanao Batisa. Matio 3:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Nataony batisa* tao amin’ny Reniranon’i Jordana+ izy ireo sady niaiky ny fahotany teo imason’ny olona.
6 Nataony batisa* tao amin’ny Reniranon’i Jordana+ izy ireo sady niaiky ny fahotany teo imason’ny olona.