FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Jaona 5:41
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 41 Tsy mandray voninahitra omen’olona aho,

  • Jaona 13:31, 32
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 31 Rehefa lasa i Jodasy, dia hoy i Jesosy: “Omem-boninahitra ny Zanak’olona izao,+ ary amin’ny alalany no anomezam-boninahitra an’Andriamanitra. 32 Ary Andriamanitra mihitsy no hanome voninahitra azy,+ ary hanome voninahitra azy avy hatrany.

  • Asan’ny Apostoly 3:13
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 13 Nanome voninahitra an’i Jesosy+ Mpanompony+ ny Andriamanitr’i Abrahama sy Isaka ary Jakoba,+ dia ilay Andriamanitry ny razambentsika. Ianareo anefa nanolotra an’i Jesosy hovonoina+ ka nanda azy teo anatrehan’i Pilato, na dia efa tapa-kevitra ny hanafaka azy aza izy.

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2026)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara