Jaona 7:28 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 28 Ary nampianatra tao amin’ny tempoly i Jesosy, dia niteny mafy be, nanao hoe: “Fantatrareo aho, ary fantatrareo koa hoe avy aiza aho. Tsy hoe sitrapoko* fotsiny no nahatongavako tetỳ,+ fa tena misy Ilay naniraka ahy, saingy tsy fantatrareo izy.+
28 Ary nampianatra tao amin’ny tempoly i Jesosy, dia niteny mafy be, nanao hoe: “Fantatrareo aho, ary fantatrareo koa hoe avy aiza aho. Tsy hoe sitrapoko* fotsiny no nahatongavako tetỳ,+ fa tena misy Ilay naniraka ahy, saingy tsy fantatrareo izy.+