-
Jaona 6:37Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
37 Izay rehetra omen’ny Ray ahy dia hanatona ahy, ary tsy mba horoahiko mihitsy izay manatona ahy.+
-
-
Jaona 18:9Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
9 Nitranga izany mba ho tanteraka ilay teniny hoe: “Tsy navelako hisy ho very izay nomenao ahy, na iray aza.”+
-