-
1 Petera 1:4, 5Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
4 Naterany indray tokoa isika mba hanana lova tsy mety simba sy tsy misy loto ary maharitra.+ Voatahiry any an-danitra ho anareo izany,+ 5 dia ianareo izay arovan’ny herin’Andriamanitra noho ianareo manam-pinoana. Arovany toy izany ianareo mba hahazo famonjena, izay efa vonona haharihary amin’ny fotoana farany.
-