Lioka 1:35 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao Jaona 5:18 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 18 Ary vao mainka nitady hamono azy ny Jiosy. Nihevitra mantsy izy ireo fa tsy nitandrina ny Sabata izy sady niantso an’Andriamanitra hoe Rainy,+ ka nanao ny tenany ho mitovy amin’Andriamanitra.+
18 Ary vao mainka nitady hamono azy ny Jiosy. Nihevitra mantsy izy ireo fa tsy nitandrina ny Sabata izy sady niantso an’Andriamanitra hoe Rainy,+ ka nanao ny tenany ho mitovy amin’Andriamanitra.+