-
Salamo 13:3Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
3 Jereo aho ka valio, Jehovah Andriamanitro ô!
Omeo hazavana ny masoko, mba tsy ho renoky ny torimasom-pahafatesana aho,
-
Matio 9:24Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
24 ka hoy izy: “Mandehana ianareo mivoaka! Tsy maty io ankizivavy io fa matory.”+ Dia nihomehezan’ireo izy.
-
-
-