-
Jaona 2:13Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
13 Efa akaiky ny Paskan’ny+ Jiosy, ka niakatra tany Jerosalema i Jesosy.
-
-
Jaona 5:1Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
5 Nisy fetin’ny+ Jiosy taorian’izay, ka niakatra tany Jerosalema i Jesosy.
-
-
Jaona 6:4Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
4 Efa akaiky ny Paska tamin’izay,+ izany hoe ny fetin’ny Jiosy.
-
-
Jaona 12:1Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
12 Enina andro talohan’ny Paska i Jesosy no tonga tao Betania. Tao no nisy an’i Lazarosy,+ ilay natsangany tamin’ny maty.
-