FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Matio 26:6-10
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 6 Tamin’i Jesosy tao an-tranon’i Simona boka, tany Betania,+ 7 dia nanatona azy ny vehivavy anankiray nitondra tavoahangy vatosanga feno menaka manitra lafo vidy. Nararak’ilay vehivavy teo an-dohan’i Jesosy ilay izy, tamin’i Jesosy mbola nisakafo* iny. 8 Tezitra ny mpianatra rehefa nahita an’izany, ka niteny hoe: “Fa maninona no mandanilany foana hoatr’izao? 9 Azo namidy lafo be izao iny, dia nomena ny mahantra ny vola.” 10 Fantatr’i Jesosy ny zavatra noresahin’izy ireo, ka hoy izy taminy: “Fa maninona no ataonareo an’izany io vehivavy io? Tena tsara ny nataony tamiko.

  • Marka 14:3-6
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2026)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara