-
Matio 16:25Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
25 Fa izay te hamonjy ny ainy no hamoy an’izany, ary izay mamoy ny ainy noho ny amiko kosa no hamonjy an’izany.+
-
-
Marka 8:35Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
35 Fa izay te hamonjy ny ainy no hamoy an’izany, ary izay mamoy ny ainy noho ny amiko sy ny vaovao tsara kosa no hamonjy an’izany.+
-
-
Lioka 9:24Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
24 Fa izay te hamonjy ny ainy no hamoy an’izany, ary izay mamoy ny ainy noho ny amiko kosa no hamonjy an’izany.+
-