Matio 1:16 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 16 Jakoba niteraka an’i Josefa vadin’i Maria, ary Maria niteraka an’i Jesosy,+ izay antsoina hoe Kristy.+ Matio 13:55 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 55 Angaha tsy io ilay zanaky ny mpandrafitra?+ Angaha tsy Maria no anaran’ny reniny, dia i Jakoba sy Josefa sy Simona ary Jodasy no rahalahiny?+ Lioka 2:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
16 Jakoba niteraka an’i Josefa vadin’i Maria, ary Maria niteraka an’i Jesosy,+ izay antsoina hoe Kristy.+
55 Angaha tsy io ilay zanaky ny mpandrafitra?+ Angaha tsy Maria no anaran’ny reniny, dia i Jakoba sy Josefa sy Simona ary Jodasy no rahalahiny?+