Matio 11:27 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 27 Efa nomen’ny Raiko ahy daholo ny zava-drehetra.+ Tsy misy tena mahafantatra tsara ny Zanaka afa-tsy ny Ray,+ ary tsy misy tena mahafantatra tsara ny Ray afa-tsy ny Zanaka sy izay tian’ny Zanaka hampahafantarina ny momba ny Ray.+ Jaona 1:18 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 18 Mbola tsy nisy nahita an’Andriamanitra mihitsy,+ fa ilay hany andriamanitra nateraka,+ izay eo akaikin’ny Ray,*+ no nanazava ny momba Azy.+
27 Efa nomen’ny Raiko ahy daholo ny zava-drehetra.+ Tsy misy tena mahafantatra tsara ny Zanaka afa-tsy ny Ray,+ ary tsy misy tena mahafantatra tsara ny Ray afa-tsy ny Zanaka sy izay tian’ny Zanaka hampahafantarina ny momba ny Ray.+
18 Mbola tsy nisy nahita an’Andriamanitra mihitsy,+ fa ilay hany andriamanitra nateraka,+ izay eo akaikin’ny Ray,*+ no nanazava ny momba Azy.+