Jaona 10:38 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 38 Fa raha manao an’izany kosa aho, na tsy mino ahy aza ianareo, dia mba minoa noho ny asa ataoko.+ Amin’izay ho fantatrareo sady ho hainareo foana fa ny Ray dia tafaray amiko, ary izaho tafaray amin’ny Ray.”+ Jaona 17:21 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
38 Fa raha manao an’izany kosa aho, na tsy mino ahy aza ianareo, dia mba minoa noho ny asa ataoko.+ Amin’izay ho fantatrareo sady ho hainareo foana fa ny Ray dia tafaray amiko, ary izaho tafaray amin’ny Ray.”+