-
Asan’ny Apostoly 10:40, 41Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
40 Fa natsangan’Andriamanitra izy tamin’ny andro fahatelo,+ dia navelany hiseho tamin’ny olona.* 41 Tsy tamin’ny olon-drehetra anefa no nisehoany, fa tamin’ny vavolombelona notendren’Andriamanitra mialoha, izany hoe taminay izay niara-nihinana sy nisotro taminy taorian’ny nananganana azy tamin’ny maty.+
-