Matio 4:13 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 13 Niala tany Nazareta izy taorian’izay, dia nipetraka tao Kapernaomy,+ tanàna amoron-dranomasina, ao amin’ireo faritra misy an’i Zebolona sy Naftaly.
13 Niala tany Nazareta izy taorian’izay, dia nipetraka tao Kapernaomy,+ tanàna amoron-dranomasina, ao amin’ireo faritra misy an’i Zebolona sy Naftaly.