-
Jaona 9:41Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
41 Dia hoy i Jesosy: “Tsy ho meloka ho nanota ianareo, raha jamba. Milaza anefa ianareo hoe: ‘Mahita izahay’, dia tsy afaka ny fahotanareo.”+
-