-
Jaona 13:19Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
19 Ilazako mialoha ianareo, manomboka izao, amin’izay rehefa tena mitranga izany, dia hino ianareo hoe izaho no izy.+
-
-
Jaona 14:29Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
29 Efa nolazaiko taminareo mialoha izany, amin’izay ianareo mino rehefa tena mitranga izany.+
-