Jaona 14:27 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao Efesianina 2:14 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 14 Izy mantsy no nampihavana antsika.+ Izy ilay nampiray antsika roa tonta+ sy nandrava an’ilay rindrina nanasaraka antsika.+
14 Izy mantsy no nampihavana antsika.+ Izy ilay nampiray antsika roa tonta+ sy nandrava an’ilay rindrina nanasaraka antsika.+