FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Romanina 12:5
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 5 Hoatr’izany koa fa vatana iray tafaray amin’i Kristy isika na be dia be aza, ary rantsambatana mifampiankina* isika tsirairay.+

  • 1 Korintianina 1:10
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 10 Mampirisika anareo aho, ry rahalahy, amin’ny anaran’i Jesosy Kristy Tompontsika, mba hifanara-kevitra ianareo amin’izay lazainareo. Aza avela hisy fisaratsarahana eo aminareo,+ fa miezaha kosa hiray hina tsara ka hiray saina sy hiray hevitra.+

  • Galatianina 3:28
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 28 Tsy misy intsony ny hoe Jiosy na Grika,+ na andevo na olona afaka,+ na lahy na vavy.+ Fa olona iray ihany ianareo rehetra sady tafaray amin’i Kristy Jesosy.+

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara