-
Matio 26:51Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
51 Nanatsoaka ny sabany anefa ny iray tamin’ireo niaraka tamin’i Jesosy, dia nasiany tamin’iny ilay mpanompon’ny mpisoronabe, ka niala ny sofiny.+
-
-
Marka 14:47Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
47 Nisy iray tamin’ireo nijoro teo anefa nanatsoaka ny sabany, dia nasiany tamin’iny ilay mpanompon’ny mpisoronabe, ka niala ny sofiny.+
-
-
Lioka 22:50Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
50 Ny iray tamin’izy ireo aza namely an’ilay mpanompon’ny mpisoronabe mihitsy, ka niala ny sofiny havanana.+
-