Matio 26:57 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 57 Ny olona nisambotra an’i Jesosy kosa nitondra azy tany amin’i Kaiafa+ mpisoronabe. Efa tafavory tany ny mpanora-dalàna sy ny anti-panahy tamin’izay.+
57 Ny olona nisambotra an’i Jesosy kosa nitondra azy tany amin’i Kaiafa+ mpisoronabe. Efa tafavory tany ny mpanora-dalàna sy ny anti-panahy tamin’izay.+