-
Jaona 7:50, 51Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
50 Hoy anefa i Nikodemosy, ilay tonga tany amin’i Jesosy teo aloha, sady anisan’ny Fariseo: 51 “Angaha moa ny lalàntsika manameloka olona, raha tsy efa heno aloha izay lazainy ka fantatra izay ataony?”+
-