FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Jaona 3:14
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 14 Hoatran’ny nanandratan’i Mosesy an’ilay bibilava tany an-tany efitra+ koa no tsy maintsy anandratana ny Zanak’olona,+

  • Asan’ny Apostoly 5:30
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 30 Efa natsangan’ilay Andriamanitry ny razambentsika tamin’ny maty i Jesosy, izay novonoinareo ka nahantonareo teo amin’ny tsato-kazo.*+

  • Galatianina 3:13
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 13 Nividy antsika i Kristy,+ ka nanafaka antsika+ tamin’ny ozon’ny Lalàna rehefa nanaiky ho voaozona hisolo antsika. Fa voasoratra hoe: “Voaozona izay mihantona eo amin’ny tsato-kazo.”+

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara