FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Jaona 13:23
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 23 Ary efa teo akaikin’i Jesosy* ny mpianany anankiray tamin’izay,+ dia ilay mpianatra tiany.

  • Jaona 21:7
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 7 Avy eo dia hoy ilay mpianatra tian’i Jesosy+ tamin’i Petera: “Ny Tompo io!” Vao henon’i Simona Petera fa ny Tompo io, dia nanaovany* ny akanjony ivelany, satria tsy niakanjo* izy. Dia nitsoraka tao anaty ranomasina izy.

  • Jaona 21:20
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 20 Nitodika i Petera avy eo, dia hitany nanaraka tao aoriana ilay mpianatra tian’i Jesosy,+ ilay niankina teo an-tratrany tamin’ilay sakafo hariva sady nanontany hoe: “Tompo ô, iza ilay hamadika anao?”

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara