24 Tamin’ny andro voalohany amin’ny herinandro anefa, dia nankany am-pasana vao maraina be izy ireo nitondra ny zava-manitra efa nomaniny.+ 2 Hitan’izy ireo anefa fa efa voakodia niala teo amin’ny fasana ny vato.+ 3 Dia niditra izy ireo, kanjo tsy nahita ny fatin’i Jesosy Tompo.+