-
Jaona 19:40Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
40 Nalain’izy roa lahy àry ny fatin’i Jesosy, dia nofonosiny lamba rongony niaraka tamin’ny zava-manitra,+ araka ny fanaon’ny Jiosy rehefa mandevina.
-