-
Jaona 11:16Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
16 Niteny tamin’ny mpianatra hafa àry i Tomasy, ilay atao hoe Ikambana, hoe: “Andao koa isika handeha, mba hiara-maty aminy.”+
-
-
Jaona 20:24Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
24 Tsy niaraka tamin’ny mpianatra anefa i Tomasy+ tamin’i Jesosy tonga teo amin’izy ireo. Anisan’ny 12 Lahy io Tomasy io, ary antsoina koa hoe Ikambana.
-