-
Asan’ny Apostoly 1:15Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
15 Tamin’izany andro izany, dia nitsangana teo afovoan’ireo rahalahy i Petera—nisy 120 teo ho eo ny isan’ny olona tafavory tamin’izay—ka hoy izy:
-
-
Hebreo 13:20Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
20 Nafahan’ilay Andriamanitry ny fiadanana avy tany amin’ny maty ilay mpiandry+ ondry lehibe, dia i Jesosy Tompontsika, izay nitondra ny ran’ny fifanekena mandrakizay. Enga anie ilay Andriamanitry ny fiadanana
-