Jaona 10:14, 15 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 14 Izaho no mpiandry tena tsara. Fantatro ny ondriko, ary ny ondriko koa mahafantatra ahy,+ 15 hoatran’ny ahafantaran’ny Ray ahy sy ahafantarako ny Ray.+ Ary foiko ho an’ny ondry ny aiko.+
14 Izaho no mpiandry tena tsara. Fantatro ny ondriko, ary ny ondriko koa mahafantatra ahy,+ 15 hoatran’ny ahafantaran’ny Ray ahy sy ahafantarako ny Ray.+ Ary foiko ho an’ny ondry ny aiko.+