Jaona 13:23 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 23 Ary efa teo akaikin’i Jesosy* ny mpianany anankiray tamin’izay,+ dia ilay mpianatra tiany. Jaona 19:26 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao Jaona 20:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 Lasa àry izy nihazakazaka nankany amin’i Simona Petera sy ilay mpianatra anankiray tian’i Jesosy,+ ka niteny hoe: “Nisy naka tao am-pasana ny Tompo,+ dia tsy fantatray izay nametrahany azy.” Jaona 21:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 Avy eo dia hoy ilay mpianatra tian’i Jesosy+ tamin’i Petera: “Ny Tompo io!” Vao henon’i Simona Petera fa ny Tompo io, dia nanaovany* ny akanjony ivelany, satria tsy niakanjo* izy. Dia nitsoraka tao anaty ranomasina izy.
2 Lasa àry izy nihazakazaka nankany amin’i Simona Petera sy ilay mpianatra anankiray tian’i Jesosy,+ ka niteny hoe: “Nisy naka tao am-pasana ny Tompo,+ dia tsy fantatray izay nametrahany azy.”
7 Avy eo dia hoy ilay mpianatra tian’i Jesosy+ tamin’i Petera: “Ny Tompo io!” Vao henon’i Simona Petera fa ny Tompo io, dia nanaovany* ny akanjony ivelany, satria tsy niakanjo* izy. Dia nitsoraka tao anaty ranomasina izy.