-
Jaona 8:26Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
26 Betsaka ny zavatra tsy maintsy horesahiko momba anareo, ary be dia be ny zavatra hotsaraiko. Milaza ny marina Ilay naniraka ahy, ary izay efa henoko taminy no resahiko amin’izao tontolo izao.”+
-