-
Asan’ny Apostoly 5:9Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
9 Hoy àry i Petera taminy: “Nahoana ianareo mivady no niray tsikombakomba hamitaka ny fanahin’i Jehovah?* Efa eo am-baravarana izao ny tongotr’ireo nandevina ny vadinao, ary hitondra anao hivoaka koa ry zareo.”
-