-
Asan’ny Apostoly 21:8Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
8 Niainga indray izahay ny ampitson’iny ka tonga tany Kaisaria ary nankao an-tranon’i Filipo mpitory ny vaovao tsara, izay anisan’ireo fito lahy.+ Dia nijanona tao aminy izahay.
-