-
Eksodosy 2:5Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
5 Nidina handro tao Neily ny zanakavavin’i Farao, ary nandehandeha teny amoron-drano ireo vehivavy mpikarakara azy. Dia tazan’ny zanakavavin’i Farao ilay harona teny anelanelan’ny bararata. Koa tonga dia nirahiny haka an’ilay izy ny mpanompovaviny.+
-