FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Jaona 4:39-42
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 39 Be dia be ny Samaritanina avy ao amin’io tanàna io no lasa nino an’i Jesosy, noho ilay vehivavy nijoro ho vavolombelona ka niteny hoe: “Nolazainy tamiko daholo izay zavatra nataoko.”+ 40 Rehefa tonga teo aminy àry ny Samaritanina, dia nangataka azy mba hijanona teo amin’izy ireo, ka nijanona tao roa andro izy. 41 Vokatr’izany, dia nisy olon-kafa be dia be koa nino noho ny tenin’i Jesosy. 42 Ary hoy izy ireo tamin’ilay vehivavy: “Tsy noho ny teninao intsony fotsiny izao no mahatonga anay hino. Izahay mihitsy mantsy no naheno, ka fantatray fa io lehilahy io tokoa no mpamonjy an’izao tontolo izao.”+

  • Asan’ny Apostoly 1:8
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2026)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara