-
Lioka 24:51Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
51 Ary nosarahina tamin’izy ireo izy ka nakarina ho any an-danitra,+ tamin’izy mbola nitso-drano azy ireo.
-
-
Asan’ny Apostoly 1:9Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
9 Rehefa avy nilaza an’izany izy, dia nakarina teo imason’izy ireo. Ary nisy rahona nanarona azy, ka tsy hitan’izy ireo intsony izy.+
-