-
Asan’ny Apostoly 9:19, 20Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
19 Dia nihinan-kanina izy ka nihanatanjaka.
Nijanona niaraka tamin’ireo mpianatra tao Damaskosy izy,+ nandritra ny andro vitsivitsy. 20 Ary tonga dia nitory momba an’i Jesosy tany amin’ny synagoga izy, ka nilaza fa Zanak’Andriamanitra i Jesosy.
-