-
Asan’ny Apostoly 10:32Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
32 Koa maniraha olona ho any Jopa ary ampanantsoy i Simona, ilay atao koa hoe Petera. Mivahiny ao an-tranon’i Simona mpanao hoditra, eo amoron-dranomasina, izy.’+
-