-
Lioka 13:16Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
16 Efa nafatotr’i Satana nandritra ny 18 taona be izao koa ity vehivavy zanak’i Abrahama ity. Koa tsy tokony hovahana ve izy mba tsy ho voafatotra hoatr’izany intsony amin’ny andro sabata?”
-