-
Marka 1:8Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
8 Izaho nanao batisa anareo tamin’ny rano, fa izy kosa hanao batisa anareo amin’ny fanahy masina.”+
-
-
Asan’ny Apostoly 1:5Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
5 I Jaona mantsy nanao batisa tamin’ny rano, fa ianareo kosa hatao batisa amin’ny fanahy masina,+ rehefa afaka andro vitsivitsy.”
-