-
Asan’ny Apostoly 17:30Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
30 Marina fa ninia tsy nijery an’ireny andro tsy nahalalana azy ireny Andriamanitra.+ Izao anefa izy milaza amin’ny olombelona rehetra, na aiza na aiza, fa tokony hibebaka izy ireo.
-
-
Romanina 15:8, 9Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
8 Ary lazaiko aminareo fa lasa mpanompon’izay voafora+ i Kristy mba hampisehoana hoe milaza ny marina Andriamanitra, ary mba hanaporofoana hoe azo atokisana ilay fampanantenana nataony tamin’ny razamben’izy ireo.+ 9 Amin’izay koa hanome voninahitra an’Andriamanitra ny hafa firenena noho izy mamindra fo.+ Fa voasoratra hoe: “Izany no mahatonga ahy hanaiky anao eo imason’ny olona sy eo amin’ireo firenena, sady hanao hira fiderana ho an’ny anaranao.”+
-