FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Asan’ny Apostoly 2:47
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 47 ary nidera an’Andriamanitra sady nahazo sitraka tamin’ny vahoaka manontolo. Nandritra an’izany fotoana izany, dia nisy olona voavonjy nataon’i Jehovah* nanampy isa azy ireo isan’andro.+

  • Asan’ny Apostoly 4:4
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 4 Betsaka tamin’ireo nihaino an’ilay lahateny anefa no nino, ka lasa 5 000 teo ho eo ny isan’ny lehilahy.+

  • Asan’ny Apostoly 5:14
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 14 Ankoatra izany, dia niampy foana ny isan’ireo nino ny Tompo, ary be dia be izy ireny, na lahy na vavy.+

  • Asan’ny Apostoly 9:31
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 31 Ary nilamina ny fiangonana eran’i Jodia sy Galilia ary Samaria+ satria tsy nisy nanohitra, ka lasa nihanatanjaka. Natahotra an’i Jehovah* sy nampaherezin’ny fanahy masina+ koa ny fiangonana, ka tsy nitsaha-nitombo.

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2026)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara