-
Asan’ny Apostoly 21:18Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
18 Dia nankany amin’i Jakoba+ niaraka taminay i Paoly ny ampitso, ary tao daholo ny anti-panahy rehetra.
-
-
Galatianina 1:19Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
19 Tsy nahita apostoly hafa mihitsy anefa aho, fa i Jakoba+ rahalahin’ny Tompo ihany no hitako.
-
-
Galatianina 2:9Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
9 ary rehefa fantatr’izy ireo fa nanehoana hatsaram-panahy miavaka aho,+ dia nanolotra ny tanany ankavanana taminay sy Barnabasy+ i Jakoba+ sy Kefasy* ary Jaona, izay hoatran’ny hoe andrin’ny fiangonana. Nanao an’izany izy ireo mba ho marika fa mpiara-miasa daholo izahay. Amin’izay dia handeha any amin’ny hafa firenena izahay, fa izy ireo kosa any amin’ny voafora.
-