37 Tapa-kevitra ny hitondra an’i Jaona, ilay antsoina hoe Marka,+ i Barnabasy. 38 Tsy nazoto hitondra an’i Marka niaraka tamin’izy ireo anefa i Paoly, satria nandao azy roa lahy tany Pamfylia izy, ka tsy nandeha niaraka tamin’izy ireo nanao an’ilay asa.+