-
Asan’ny Apostoly 17:26, 27Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
26 Ary avy tamin’ny olona anankiray+ no nanaovany ny firenena rehetra mba honina manerana ny tany.+ Ary nisy fotoana efa voatondrony sady nisy faritra efa nofaritany hipetrahan’ny olona,+ 27 mba hitady azy izy ireo, ka tena hahita azy tokoa+ raha mitsapatsapa mitady azy. Raha ny marina anefa, dia tsy lavitra antsika tsirairay izy.
-