-
Asan’ny Apostoly 17:13Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
13 Rehefa fantatry ny Jiosy avy any Tesalonika anefa fa nitory ny tenin’Andriamanitra tany Beria koa i Paoly, dia tonga tany izy ireo mba hampirisika ny vahoaka hikorontana.+
-